Текст песни
Za toi dziky tsikoly tsy te hanao fotoana ao Tsara. Sahiry an-tengana ngantsika tsika hanao tsy Te lala. Na ara-behinao tsy mamaly tombola tsara. Tsy mba nandini ky aby ny marenginao. Ny anao na hita izany angarika vafara. Tsy heno zafy manantobo anao efatara. Za tsy poera tsy ofo ato no lohavantara. Na hita ny tsara mandini tsy aroza. Piafa sy ofy no fambara ko anao neko rangana. Na katra mino mare marengy izy manankarihagna. Io ralo izy ky natsy petraka ngaty lalagna. Azamagna mbany mbany ny tsy managna. Ko rangaty faeno fa ampody ko ndreky. Mibady bady fiana ngakody arantsarety. Ny miabo ngabo ngazo atao fatengantsy mety. Manombo ko ny aneno ndratoky ny eto. Eh ya! Tadidy no ranato no zavo. Eh ya eh ya eh! Tsy ity renginao ko fa tsy ity. Ko mao tany menom-bagadia. Tsy mampaharezy ny tsy mampahia. O manononona mangamboretsara. Tsy indika hoeno madala. Mba mijiky ny tsy ko rangana. Ko rangaty ny noly tsy afy fa tsy zareky. Anao ko tsara ko ana hita olo mafleky. Ko tsy ko rangany ndovolagna besa sareky. Fa ny tsy mamaly ny tsy azo atao. Ny manankaregna zamy ngambany mbany ny mahantra. Tsy ho namarengy izy loza anao ko tavelafara. Tsy solombelo na ny iritsy anagna zara. Ka mangana tsango zany manoko izao. Eh ya! Tadidy no ranato no zavo. Eh ya eh eh! Tsy ity renginao ko fa tsy ity. Ko mao tany menom-bagadia. Tsy mampaharezy ny tsy mampahia. O Manononona mangamboretsara. Tsy indika hoeno madala. Mba mijiky ny tsy ko rangana. Tsy ity renginao ko fa tsy ity. Ko mao tany menom-bagadia. Tsy mampaharezy ny tsy mampahia. O manononona mangamboretsara. Tsy indika hoeno madala. Mba mijiky ny tsy ko rangana. Tsy ity renginao ko fa tsy ity. Ko mao tany menom-bagadia. Tsy mampaharezy ny tsy mampahia. O Manononona mangamboretsara. Tsy indika madala. Mba mijiky ny tsy
Mario — Jikolo
«Jikolo» — Mario. Читайте текст песни и подпевайте с караоке-подсветкой: строки текста подсвечиваются в такт музыке. Слушайте онлайн бесплатно или скачайте mp3. Длительность записи — 3:58. Жанр — Регги.
