Текст песни
Namyakofitiakna madihikanaozay. Namyakofitiakna fino tsisy monky. Nangatia ho anjara koanao, nangamboa tasen'izao. Ne fa chérie anona ny mbarat. Eh yeah yeah yeah. Olatsika nignano sy ngany tsiamarengy. Zatra mialoka manintsiny tsy otojo mahamay. Zah ndreky tsy amo zmanao matoky sazao. Fa zany ary anka pulo tsy mikipy famizao. Hamarabo dahiko mitiana. Nangady anao zao fa anao nitsibaka. Velomy Ary niko zao miary. Tsamy tsary tsy nikenonao dahy. E mpikakoanao setry nahita an'kangahy. Sambanagnano s'esy ko anatony fa anao tsy tamany. Fitonantena no tsy mety mbola modianao. Zanagolo maty nitsary azon'o kilalo. Rakitso nzara zela Sy azo tafosihy. Miadia ko lakolava ny lalao mbola ho ely. Ady soa anatonao tsy mangin'ny fahazahan'ny heljy. Asa mievitena anao ingo lasa ndavijery. Tsy ho zao no nana fa alahy. Hamarabo dahiko mitiana. Nangady anao zao fa anao nitsibaka. Velomy Ary niko zao miary. Tsamy tsary tsy nikenonao dahy. Hamarabo dahiko mitiana. Nangady anao zao fa anao nitsibaka. Velomy Ary niko zao miary. Tsamy tsary tsy nikenonao dahy. Hamarabo dahiko mitiana. Nangady anao zao fa anao nitsibaka. Velomy Ary niko zao miary. Tsamy tsary tsy nikenonao dahy.
Mario — Hamolapo
«Hamolapo» — Mario. Читайте текст песни и подпевайте с караоке-подсветкой: строки текста подсвечиваются в такт музыке. Слушайте онлайн бесплатно или скачайте mp3. Длительность записи — 4:01. Жанр — Танцевальная.
